Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona. Nomery 35:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Aza mandray ny vidin’ny fanavotana ny ain’ny mpamono olona izay mendrika ny ho faty,+ fa tsy maintsy vonoina ho faty izy.+
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.
31 Aza mandray ny vidin’ny fanavotana ny ain’ny mpamono olona izay mendrika ny ho faty,+ fa tsy maintsy vonoina ho faty izy.+