Deoteronomia 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Aoka hotandremana ny volana Abiba.+ Ary ankalazao ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ satria tamin’ny volana Abiba no namoahan’i Jehovah Andriamanitrao anao avy tany Ejipta, tamin’ny andro alina.+
16 “Aoka hotandremana ny volana Abiba.+ Ary ankalazao ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ satria tamin’ny volana Abiba no namoahan’i Jehovah Andriamanitrao anao avy tany Ejipta, tamin’ny andro alina.+