2 Tantara 35:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia vonoy ny biby atao sorona amin’ny Paska,+ ary hamasino+ ny tenanareo ka manaova fiomanana hanompoana ny rahalahinareo, mba hanarahanareo ny tenin’i Jehovah nomeny tamin’ny alalan’i Mosesy.”+
6 Dia vonoy ny biby atao sorona amin’ny Paska,+ ary hamasino+ ny tenanareo ka manaova fiomanana hanompoana ny rahalahinareo, mba hanarahanareo ny tenin’i Jehovah nomeny tamin’ny alalan’i Mosesy.”+