Ezra 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia notendren’izy ireo araka ny sokajiny avy ny mpisorona, ary araka ny fizarany avy ny Levita+ mba hanao ny fanompoana an’Andriamanitra tao Jerosalema, araka izay voasoratra ao amin’ny bokin’i Mosesy.+
18 Dia notendren’izy ireo araka ny sokajiny avy ny mpisorona, ary araka ny fizarany avy ny Levita+ mba hanao ny fanompoana an’Andriamanitra tao Jerosalema, araka izay voasoratra ao amin’ny bokin’i Mosesy.+