FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 16:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ary i Hemana+ sy Jedotona+ no nampaneno ny trompetra+ sy ny kipantsona ary ny zavamaneno nanaovana hira ho an’Andriamanitra, ary ny zanakalahin’i+ Jedotona no teo am-bavahady.

  • 1 Tantara 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary ny avy amin’i Jedotona+ dia i Gedalia,+ Zery,+ Jesaia,+ Simey, Hasabia ary Matitia.+ Zanak’i Jedotona izy enina ireo, sady teo ambany fiadidian’i Jedotona rainy, izay naminany niaraka tamin’ny harpa mba hisaorana sy hiderana an’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara