Jeremia 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Aoka hahira-tsaina ianareo, ka antsoy ireo vehivavy mpanao hira fisaonana+ mba ho tonga. Ampanantsoy koa ireo vehivavy efa za-draharaha mba ho tonga+ Jeremia 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mihainoa ny tenin’i Jehovah ianareo vehivavy, ary aoka ianareo hanongilan-tsofina amin’ny teny aloaky ny vavany. Dia ampianaro hira fitomaniana+ ny zanakareo vavy, ary aoka ny vehivavy samy hampianatra ny namany hira fisaonana.+
17 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Aoka hahira-tsaina ianareo, ka antsoy ireo vehivavy mpanao hira fisaonana+ mba ho tonga. Ampanantsoy koa ireo vehivavy efa za-draharaha mba ho tonga+
20 Mihainoa ny tenin’i Jehovah ianareo vehivavy, ary aoka ianareo hanongilan-tsofina amin’ny teny aloaky ny vavany. Dia ampianaro hira fitomaniana+ ny zanakareo vavy, ary aoka ny vehivavy samy hampianatra ny namany hira fisaonana.+