Eksodosy 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nankao amin’i Farao i Mosesy sy Arona, ary niteny taminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Hebreo: ‘Mandra-pahoviana ianao no tsy hety hanaiky ahy?+ Alefaso ny oloko hanompo ahy. 2 Tantara 32:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nanetry tena+ anefa i Hezekia ka nibebaka tamin’ny fireharehan’ny fony, dia izy sy ny mponin’i Jerosalema. Koa tsy nihatra tamin’izy ireo tamin’ny andron’i Hezekia ny fahatezeran’i Jehovah.+ Daniela 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ary ianao, ry Belsazara+ zanany,* tsy mba nanetry tena ianao tao am-ponao,+ na fantatrao aza izany rehetra izany.+ Jakoba 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Manetre tena eo anatrehan’i Jehovah,+ dia hanandratra anareo izy.+ 1 Petera 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa manetre tena eo ambanin’ny tana-maherin’Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin’ny fotoana voatondrony,+
3 Koa nankao amin’i Farao i Mosesy sy Arona, ary niteny taminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Hebreo: ‘Mandra-pahoviana ianao no tsy hety hanaiky ahy?+ Alefaso ny oloko hanompo ahy.
26 Nanetry tena+ anefa i Hezekia ka nibebaka tamin’ny fireharehan’ny fony, dia izy sy ny mponin’i Jerosalema. Koa tsy nihatra tamin’izy ireo tamin’ny andron’i Hezekia ny fahatezeran’i Jehovah.+
22 “Ary ianao, ry Belsazara+ zanany,* tsy mba nanetry tena ianao tao am-ponao,+ na fantatrao aza izany rehetra izany.+
6 Koa manetre tena eo ambanin’ny tana-maherin’Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin’ny fotoana voatondrony,+