Jeremia 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izao no tenin’i+ Jehovah tonga tamin’i Jeremia rehefa nirahin’i Zedekia+ Mpanjaka hankany aminy i Pasora+ zanak’i Malkia sy Zefania+ mpisorona zanak’i Mahaseia, mba hilaza hoe: Jeremia 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Mandehana lazao amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda,+ eny, lazao aminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity,+ ka hodorany.+
21 Izao no tenin’i+ Jehovah tonga tamin’i Jeremia rehefa nirahin’i Zedekia+ Mpanjaka hankany aminy i Pasora+ zanak’i Malkia sy Zefania+ mpisorona zanak’i Mahaseia, mba hilaza hoe:
2 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Mandehana lazao amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda,+ eny, lazao aminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity,+ ka hodorany.+