1 Mpanjaka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 dia haringako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho eo anatrehako,+ ary ny Israely hatao teny fanarabiana+ sy teny fanesoana eo amin’ny firenena rehetra. 2 Tantara 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ho lasa korontam-bato miavosa ity trano ity,+ ka hidanàka izay rehetra mandalo eo+ ary hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany sy trano ity?’+
7 dia haringako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho eo anatrehako,+ ary ny Israely hatao teny fanarabiana+ sy teny fanesoana eo amin’ny firenena rehetra.
21 Ho lasa korontam-bato miavosa ity trano ity,+ ka hidanàka izay rehetra mandalo eo+ ary hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany sy trano ity?’+