Jeremia 32:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 “Fa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Sahala amin’ny nitondrako izao loza lehibe rehetra izao tamin’ity vahoaka ity no hanatanterahako amin’izy ireo ny zava-tsoa rehetra nolazaiko momba azy.+ Jeremia 33:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Eto amin’ity toerana lazainareo hoe lao tsy misy olona na biby fiompy ity, ary ao amin’ireo tanànan’i Joda sy ny lalamben’i Jerosalema izay lao+ tsy misy olona na mponina na biby fiompy, dia mbola handrenesana+
42 “Fa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Sahala amin’ny nitondrako izao loza lehibe rehetra izao tamin’ity vahoaka ity no hanatanterahako amin’izy ireo ny zava-tsoa rehetra nolazaiko momba azy.+
10 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Eto amin’ity toerana lazainareo hoe lao tsy misy olona na biby fiompy ity, ary ao amin’ireo tanànan’i Joda sy ny lalamben’i Jerosalema izay lao+ tsy misy olona na mponina na biby fiompy, dia mbola handrenesana+