Eksodosy 40:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nalainy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ ka nataony tao anatin’ilay Vata.+ Dia natsofony ny bao filanjana+ an’ilay Vata, ary nataony teo ambonin’ilay Vata+ ny sarony.+ 1 Mpanjaka 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy nisy na inona na inona tao anatin’ilay Vata, afa-tsy ireo takela-bato+ roa napetrak’i+ Mosesy tao, tany Horeba, rehefa nanao fifanekena+ tamin’ny zanak’Israely i Jehovah, tamin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+ 2 Tantara 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy nisy na inona na inona tao anatin’ilay Vata, afa-tsy ireo takela-bato+ roa napetrak’i Mosesy tao, fony tany Horeba,+ rehefa nanao fifanekena+ tamin’ny zanak’Israely i Jehovah, tamin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+
20 Ary nalainy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ ka nataony tao anatin’ilay Vata.+ Dia natsofony ny bao filanjana+ an’ilay Vata, ary nataony teo ambonin’ilay Vata+ ny sarony.+
9 Tsy nisy na inona na inona tao anatin’ilay Vata, afa-tsy ireo takela-bato+ roa napetrak’i+ Mosesy tao, tany Horeba, rehefa nanao fifanekena+ tamin’ny zanak’Israely i Jehovah, tamin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+
10 Tsy nisy na inona na inona tao anatin’ilay Vata, afa-tsy ireo takela-bato+ roa napetrak’i Mosesy tao, fony tany Horeba,+ rehefa nanao fifanekena+ tamin’ny zanak’Israely i Jehovah, tamin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+