17 dia lehilahy hitarika azy amin’ny zava-drehetra sady hitarika azy amin’izay rehetra ataony,+ mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny vahoakan’i Jehovah.”+
2 Ianao no efa nitarika ny Israely tamin’ny ady,+ na omaly na talohan’izay,+ fony i Saoly mbola mpanjakantsika. Ary nilaza taminao i Jehovah hoe: ‘Ianao no hiandry+ ny Israely oloko, ary ianao koa no ho mpitarika+ ny Israely.’”