12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razanao+ ianao, dia hotendreko ny taranaka handimby anao izay haterakao, ary hataoko mafy orina tokoa ny fanjakany.+
10 Izy no hanao trano ho an’ny anarako,+ ary ho zanako+ izy ary izaho ho rainy.+ Dia hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianan’ny fanjakany+ eo amin’ny Israely.’