1 Mpanjaka 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ny mpanomponao no mitondra ny olona nofidinao,+ dia olona maro be tsy voaisa sy tsy tambo isaina noho ny hamaroany.+ Salamo 72:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka hitsara ny olonao araka ny rariny izy,+Ary hitsara an’ireo olonao ory, araka ny hitsiny.+
8 Ary ny mpanomponao no mitondra ny olona nofidinao,+ dia olona maro be tsy voaisa sy tsy tambo isaina noho ny hamaroany.+