2 Mpanjaka 19:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary naniraka olona nankany amin’i Hezekia i Isaia zanak’i Amoza, hanao hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely:+ ‘Efa reko+ ilay vavakao+ tamiko momba an’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria. 2 Tantara 30:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Farany, dia nitsangana ireo Levita mpisorona ka nitso-drano+ ny vahoaka. Dia nohenoina izy ireo, ary tonga tany amin’ny fonenana masin’Andriamanitra, tany an-danitra,+ ny vavaka nataon’izy ireo.
20 Ary naniraka olona nankany amin’i Hezekia i Isaia zanak’i Amoza, hanao hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely:+ ‘Efa reko+ ilay vavakao+ tamiko momba an’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria.
27 Farany, dia nitsangana ireo Levita mpisorona ka nitso-drano+ ny vahoaka. Dia nohenoina izy ireo, ary tonga tany amin’ny fonenana masin’Andriamanitra, tany an-danitra,+ ny vavaka nataon’izy ireo.