1 Mpanjaka 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Raha resin’ny fahavalo ny Israely olonao+ satria nanota taminao,+ nefa miverina aminao tokoa izy,+ ary midera ny anaranao+ sy mivavaka+ ary mitalaho famindram-po aminao, ato amin’ity trano ity,+ Daniela 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nitodika+ tamin’i Jehovah Andriamanitra aho mba hitady azy, ka nivavaka+ sy nitalaho taminy sy nifady hanina ary niakanjo gony sy nihosin-davenona.+
33 “Raha resin’ny fahavalo ny Israely olonao+ satria nanota taminao,+ nefa miverina aminao tokoa izy,+ ary midera ny anaranao+ sy mivavaka+ ary mitalaho famindram-po aminao, ato amin’ity trano ity,+
3 Koa nitodika+ tamin’i Jehovah Andriamanitra aho mba hitady azy, ka nivavaka+ sy nitalaho taminy sy nifady hanina ary niakanjo gony sy nihosin-davenona.+