Joba 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy. Salamo 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mamaly soa ahy araka ny fahamarinako i Jehovah,+Ary mamaly ahy araka ny fahadiovan’ny tanako.+ Apokalypsy 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hovonoiko amin’ny aretina mahafaty ny zana-dravehivavy, ka ho fantatry ny fiangonana rehetra fa izaho no mandinika ny voa sy ny fo, ary hamaly anareo tsirairay araka izay ataonareo avy.+
11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy.
23 Ary hovonoiko amin’ny aretina mahafaty ny zana-dravehivavy, ka ho fantatry ny fiangonana rehetra fa izaho no mandinika ny voa sy ny fo, ary hamaly anareo tsirairay araka izay ataonareo avy.+