1 Mpanjaka 1:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hanosotra+ azy ho mpanjakan’ny Israely i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany rehefa any. Dia tsofy ny anjombona,+ ka milazà hoe: ‘Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!’+ Salamo 18:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Manao asa famonjena lehibe ho an’ny mpanjaka voatendriny izy,+Ary maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’ny voahosony,+Dia i Davida sy ny taranany, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
34 Hanosotra+ azy ho mpanjakan’ny Israely i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany rehefa any. Dia tsofy ny anjombona,+ ka milazà hoe: ‘Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!’+
50 Manao asa famonjena lehibe ho an’ny mpanjaka voatendriny izy,+Ary maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’ny voahosony,+Dia i Davida sy ny taranany, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+