1 Tantara 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary valo amby valopolo sy roanjato ny isan’izy ireo mbamin’ny rahalahiny, izay nampianarina hihira ho an’i Jehovah,+ ka efa tena mahay+ izy rehetra.
7 Ary valo amby valopolo sy roanjato ny isan’izy ireo mbamin’ny rahalahiny, izay nampianarina hihira ho an’i Jehovah,+ ka efa tena mahay+ izy rehetra.