Josoa 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia nidina niankandrefana nankany amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita ka nitohy hatrany amin’ny sisin’i Beti-horona Ambany+ sy Gazera,+ ary nifarana tany amin’ny ranomasina.+ 1 Mpanjaka 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary naorin’i Solomona i Gazera, sy Beti-horona Ambany,+
3 dia nidina niankandrefana nankany amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita ka nitohy hatrany amin’ny sisin’i Beti-horona Ambany+ sy Gazera,+ ary nifarana tany amin’ny ranomasina.+