1 Tantara 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ny mpiandry vavahady+ dia i Saloma+ sy Akoba sy Talmona ary Ahimana. Ary i Saloma rahalahiny no lohany. 1 Tantara 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nozaraina ho toy izao ny mpiandry vavahady:+ Ny tamin’ny Korahita+ dia i Meselemia+ zanak’i Kore, taranak’i Asafa.
17 Ary ny mpiandry vavahady+ dia i Saloma+ sy Akoba sy Talmona ary Ahimana. Ary i Saloma rahalahiny no lohany.
26 Ary nozaraina ho toy izao ny mpiandry vavahady:+ Ny tamin’ny Korahita+ dia i Meselemia+ zanak’i Kore, taranak’i Asafa.