11 Ary nandefa iraka+ ho any amin’i Davida i Hirama+ mpanjakan’i Tyro, sady nandefa hazo sedera+ sy mpandrafitra ary mpanao ny vato hatao rindrina. Dia nanorina trano ho an’i Davida ireo.+
14Ary nandefa iraka ho any amin’i Davida i Hirama+ mpanjakan’i Tyro,+ sady nandefa hazo sedera+ sy mpanorina rindrina ary mpandrafitra, mba hanorina trano ho azy.+