1 Mpanjaka 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Farany, dia tonga tany Jerosalema izy sy ny mpanotrona maro be,+ narahin’ny rameva+ nitondra menaka balsama+ sy volamena be dia be ary vatosoa. Dia nankao amin’i Solomona izy, ka nilaza taminy izay rehetra tao am-pony.+ Ohabolana 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny fanomezana dia toy ny vatosoa ahazoana sitraka amin’ny tompony.+ Mahomby daholo izay ataon’ilay mpanome,+ na aiza na aiza alehany.
2 Farany, dia tonga tany Jerosalema izy sy ny mpanotrona maro be,+ narahin’ny rameva+ nitondra menaka balsama+ sy volamena be dia be ary vatosoa. Dia nankao amin’i Solomona izy, ka nilaza taminy izay rehetra tao am-pony.+
8 Ny fanomezana dia toy ny vatosoa ahazoana sitraka amin’ny tompony.+ Mahomby daholo izay ataon’ilay mpanome,+ na aiza na aiza alehany.