1 Mpanjaka 4:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hendry noho ny olona rehetra izy, mbola hendry noho i Etana+ Ezrahita sy Hemana+ sy Kalkola+ ary Darda, izay samy zanak’i Mahola. Ary nalaza tany amin’ny firenena rehetra nanodidina izy.+ 1 Mpanjaka 4:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nisy olona tonga foana avy any amin’ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren’i Solomona,+ eny, olona avy tamin’ny mpanjaka rehetra eran-tany izay efa nandre ny fahendreny.+ 2 Tantara 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia omena anao ny fahendrena sy ny fahalalana.+ Ary homeko harena sy fananana ary voninahitra koa ianao. Tsy nisy nanana toy izany ny mpanjaka rehetra talohanao,+ ary tsy hisy hanana toy izany koa ny any aorianao.”+
31 Hendry noho ny olona rehetra izy, mbola hendry noho i Etana+ Ezrahita sy Hemana+ sy Kalkola+ ary Darda, izay samy zanak’i Mahola. Ary nalaza tany amin’ny firenena rehetra nanodidina izy.+
34 Ary nisy olona tonga foana avy any amin’ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren’i Solomona,+ eny, olona avy tamin’ny mpanjaka rehetra eran-tany izay efa nandre ny fahendreny.+
12 dia omena anao ny fahendrena sy ny fahalalana.+ Ary homeko harena sy fananana ary voninahitra koa ianao. Tsy nisy nanana toy izany ny mpanjaka rehetra talohanao,+ ary tsy hisy hanana toy izany koa ny any aorianao.”+