1 Mpanjaka 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Raha vao ren’i Hirama+ ny tenin’i Solomona, dia faly be izy ka nanao hoe: “Isaorana+ i Jehovah ankehitriny, satria nanome zanaka hendry+ ho an’i Davida izy mba hitondra an’izany vahoaka maro be izany!”+ Salamo 72:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely,+Ilay hany manao asa mahatalanjona!+
7 Raha vao ren’i Hirama+ ny tenin’i Solomona, dia faly be izy ka nanao hoe: “Isaorana+ i Jehovah ankehitriny, satria nanome zanaka hendry+ ho an’i Davida izy mba hitondra an’izany vahoaka maro be izany!”+
18 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely,+Ilay hany manao asa mahatalanjona!+