1 Mpanjaka 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nisy liona roa ambin’ny folo koa teo amin’ireo zanatohatra enina, ka enina avy no teo amin’ny andaniny roa. Tsy nisy mihitsy fanjakana nanana seza fiandrianana toy izany.+
20 Nisy liona roa ambin’ny folo koa teo amin’ireo zanatohatra enina, ka enina avy no teo amin’ny andaniny roa. Tsy nisy mihitsy fanjakana nanana seza fiandrianana toy izany.+