1 Mpanjaka 4:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nisy olona tonga foana avy any amin’ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren’i Solomona,+ eny, olona avy tamin’ny mpanjaka rehetra eran-tany izay efa nandre ny fahendreny.+
34 Ary nisy olona tonga foana avy any amin’ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren’i Solomona,+ eny, olona avy tamin’ny mpanjaka rehetra eran-tany izay efa nandre ny fahendreny.+