FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 10:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary te hihaona taminy ny olona rehetra teto an-tany, mba hihaino ny fahendrena nataon’Andriamanitra tao am-pony.+

  • Isaia 11:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Amin’izany andro izany+ dia hisy fakan’i Jese+ hitsangana ho toy ny tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+ Izy no hotadiavin’ireo firenena ka hanontaniany,+ ary ho be voninahitra ny toeram-ponenany.+

  • Lioka 21:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 satria izaho hanome anareo vava sy fahendrena izay tsy hain’ny fahavalo rehetra resena na toherina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara