FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary ren’ny Israely rehetra ilay didim-pitsarana+ navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo,+ satria hitan’izy ireo fa nanana ny fahendren’Andriamanitra+ hoenti-mitsara izy.

  • 2 Tantara 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 dia omena anao ny fahendrena sy ny fahalalana.+ Ary homeko harena sy fananana ary voninahitra koa ianao. Tsy nisy nanana toy izany ny mpanjaka rehetra talohanao,+ ary tsy hisy hanana toy izany koa ny any aorianao.”+

  • Ohabolana 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa i Jehovah no manome fahendrena,+ ary avy amin’ny vavany ny fahalalana sy ny fahaiza-manavaka.+

  • Daniela 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nomen’Andriamanitra fahalalana sy fahaizana ny soratra rehetra sy ny fahendrena+ rehetra ireo ankizy efatra ireo. Ary nahay namantatra ny hevitry ny fahitana sy nofy i Daniela, na inona na inona karazan’izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara