Levitikosy 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “‘Ireto avy ny fety+ nandidian’i Jehovah, izany hoe ireo fivoriambe masina+ izay tokony hanaovanareo antso avo, amin’ireo fotoana voatondro:+ 1 Tantara 23:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hanampy amin’ny fanolorana ny sorona dorana ho an’i Jehovah koa izy ireo, ka hanao izany mandrakariva eo anatrehan’i Jehovah, rehefa sabata+ sy tsinam-bolana+ ary amin’ny fotoanan’ny fety,+ araka ny isan’ireny sy ny fitsipika momba izany.
4 “‘Ireto avy ny fety+ nandidian’i Jehovah, izany hoe ireo fivoriambe masina+ izay tokony hanaovanareo antso avo, amin’ireo fotoana voatondro:+
31 Hanampy amin’ny fanolorana ny sorona dorana ho an’i Jehovah koa izy ireo, ka hanao izany mandrakariva eo anatrehan’i Jehovah, rehefa sabata+ sy tsinam-bolana+ ary amin’ny fotoanan’ny fety,+ araka ny isan’ireny sy ny fitsipika momba izany.