2 Tantara 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ny tantaran’i Rehoboama, na ny voalohany na ny farany,+ moa ve izany tsy efa voarakitra araka ny tetirazana, ao amin’izay nosoratan’i Semaia+ mpaminany sy Ido+ mpahita? Ary nisy ady foana teo amin’i Rehoboama+ sy Jeroboama.+ 2 Tantara 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Abia, mbamin’izay nataony sy nolazainy, dia efa voasoratra ao amin’ny fitantaran’i Ido+ mpaminany.
15 Ary ny tantaran’i Rehoboama, na ny voalohany na ny farany,+ moa ve izany tsy efa voarakitra araka ny tetirazana, ao amin’izay nosoratan’i Semaia+ mpaminany sy Ido+ mpahita? Ary nisy ady foana teo amin’i Rehoboama+ sy Jeroboama.+
22 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Abia, mbamin’izay nataony sy nolazainy, dia efa voasoratra ao amin’ny fitantaran’i Ido+ mpaminany.