Nomery 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+ 2 Tantara 24:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa niray tetika hanohitra an’i Zakaria izy ireo,+ ka nitora-bato azy+ teo an-tokotanin’ny tranon’i Jehovah, araka ny baikon’ny mpanjaka.
10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+
21 Koa niray tetika hanohitra an’i Zakaria izy ireo,+ ka nitora-bato azy+ teo an-tokotanin’ny tranon’i Jehovah, araka ny baikon’ny mpanjaka.