2 Samoela 2:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary niantso an’i Joaba i Abnera ka niteny hoe: “Handrapaka+ tsy misy farany ve ny sabatra? Tsy fantatrao angaha fa fahoriana no hiafaran’izao?+ Koa rahoviana ianao vao hiteny ny olona mba hiverina ka tsy hanenjika ny rahalahiny intsony?”+ Asan’ny Apostoly 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nankany amin’izy ireo izy ny ampitson’iny, ka tojo roa lahy niady. Koa nitady hampihavana azy roa lahy izy,+ ka nanao hoe: ‘Ô ry izy roa lahy a, mpirahalahy ange ianareo e! Koa nahoana ianareo no mifanao ny tsy rariny toy izao?’+
26 Ary niantso an’i Joaba i Abnera ka niteny hoe: “Handrapaka+ tsy misy farany ve ny sabatra? Tsy fantatrao angaha fa fahoriana no hiafaran’izao?+ Koa rahoviana ianao vao hiteny ny olona mba hiverina ka tsy hanenjika ny rahalahiny intsony?”+
26 Ary nankany amin’izy ireo izy ny ampitson’iny, ka tojo roa lahy niady. Koa nitady hampihavana azy roa lahy izy,+ ka nanao hoe: ‘Ô ry izy roa lahy a, mpirahalahy ange ianareo e! Koa nahoana ianareo no mifanao ny tsy rariny toy izao?’+