Genesisy 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia maty i Rahely ka nalevina teny amin’ny lalana mankany Efrata, izay atao hoe Betlehema.+ Matio 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Taorian’ny nahaterahan’i Jesosy tao Betlehema+ any Jodia, tamin’ny andron’i Heroda+ Mpanjaka, dia nisy mpanandro+ avy any atsinanana tonga tao Jerosalema,
2 Taorian’ny nahaterahan’i Jesosy tao Betlehema+ any Jodia, tamin’ny andron’i Heroda+ Mpanjaka, dia nisy mpanandro+ avy any atsinanana tonga tao Jerosalema,