1 Mpanjaka 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary i Solomona kosa nanome an’i Hirama varimbazaha roa alina kora ho sakafon’ny ankohonany, ary menaka roapolo kora+ avy amin’ny oliva voatoto.+ Izany no nomen’i Solomona an’i Hirama isan-taona.+
11 Ary i Solomona kosa nanome an’i Hirama varimbazaha roa alina kora ho sakafon’ny ankohonany, ary menaka roapolo kora+ avy amin’ny oliva voatoto.+ Izany no nomen’i Solomona an’i Hirama isan-taona.+