Mpitsara 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary niakatra ny fokon’i Joda, dia natolotr’i Jehovah teo an-tanany ny Kananita sy ny Perizita,+ ka lehilahy iray alina no resiny tao Bezeka.
4 Ary niakatra ny fokon’i Joda, dia natolotr’i Jehovah teo an-tanany ny Kananita sy ny Perizita,+ ka lehilahy iray alina no resiny tao Bezeka.