1 Samoela 25:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Rehefa afaka folo andro teo ho eo, dia nasian’i Jehovah+ izy ka maty. 2 Samoela 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia nody tany an-tranony i Natana. Ary i Jehovah namely+ an’ilay zaza nateraky ny vadin’i Oria tamin’i Davida, ka narary ilay zaza. 1 Mpanjaka 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Roa amby roapolo taona ny andro nanjakan’i Jeroboama, dia nodimandry any amin’ny razany izy.+ Ary i Nadaba+ zanany no nanjaka nandimby azy. Asan’ny Apostoly 12:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary teo no ho eo ihany, dia namely an’i Heroda ny anjelin’i Jehovah,+ satria tsy nanome voninahitra an’Andriamanitra izy.+ Ary lanin’ny kankana izy, ka tapitra ny ainy.
15 Dia nody tany an-tranony i Natana. Ary i Jehovah namely+ an’ilay zaza nateraky ny vadin’i Oria tamin’i Davida, ka narary ilay zaza.
20 Roa amby roapolo taona ny andro nanjakan’i Jeroboama, dia nodimandry any amin’ny razany izy.+ Ary i Nadaba+ zanany no nanjaka nandimby azy.
23 Ary teo no ho eo ihany, dia namely an’i Heroda ny anjelin’i Jehovah,+ satria tsy nanome voninahitra an’Andriamanitra izy.+ Ary lanin’ny kankana izy, ka tapitra ny ainy.