FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Samy tanàna voaro mafy misy manda avo sy vavahady misy bara hidiny daholo ireo, afa-tsy ny tanàna kely maro be tany ambanivohitra.

  • Mpitsara 16:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Natory i Samsona mandra-pisasaky ny alina. Ary nifoha izy nony misasakalina, ka noraisiny ny vavahadin’ny tanàna+ mbamin’ny andry roa, dia nongotany niaraka tamin’ilay bara hidiny ka nataony teny an-tsorony, ary nentiny+ niakatra ho any an-tampon’ilay tendrombohitra tandrifin’i Hebrona.+

  • 1 Samoela 23:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nisy nilaza tamin’i Saoly hoe: “Tonga ao Keila i Davida.”+ Dia hoy i Saoly: “Efa namidin’Andriamanitra ho eo an-tanako izy,+ satria efa nanidy ny tenany tao amin’ny tanàna misy vavahady sy bara hidiny.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara