Salamo 68:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Teo koa i Benjamina kely izay nandresy an’ireny,+Ny andrianan’i Joda mbamin’ny vahoakany mihorakoraka,Ary ny andrianan’i Zebolona, sy ny andrianan’i Naftaly.+ Isaia 60:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny vitsy ho lasa arivo, ary ny kely ho lasa firenena mahery.+ Izaho Jehovah no hanafaingana izany amin’ny fotoanany.”+
27 Teo koa i Benjamina kely izay nandresy an’ireny,+Ny andrianan’i Joda mbamin’ny vahoakany mihorakoraka,Ary ny andrianan’i Zebolona, sy ny andrianan’i Naftaly.+
22 Ny vitsy ho lasa arivo, ary ny kely ho lasa firenena mahery.+ Izaho Jehovah no hanafaingana izany amin’ny fotoanany.”+