2 Mpanjaka 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nisy nilaza tamin’ny mpanjaka fa nivoaka hiady aminy i Tiraka mpanjakan’i Etiopia. Dia nandefa iraka+ nankany amin’i Hezekia indray izy, nanao hoe: Asan’ny Apostoly 8:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nitsangana izy ka lasa, ary nahita tandapa+ etiopianina,+ izay olona ambony teo ambany fahefan’i Kandasy mpanjakavavin’ny Etiopianina. Niadidy ny harenany rehetra io tandapa io, ary nankany Jerosalema mba hivavaka.+
9 Ary nisy nilaza tamin’ny mpanjaka fa nivoaka hiady aminy i Tiraka mpanjakan’i Etiopia. Dia nandefa iraka+ nankany amin’i Hezekia indray izy, nanao hoe:
27 Dia nitsangana izy ka lasa, ary nahita tandapa+ etiopianina,+ izay olona ambony teo ambany fahefan’i Kandasy mpanjakavavin’ny Etiopianina. Niadidy ny harenany rehetra io tandapa io, ary nankany Jerosalema mba hivavaka.+