Deoteronomia 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao ianao any, dia hahita azy+ tokoa, satria hitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+ 2 Tantara 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia niezaka nitady+ an’Andriamanitra foana izy tamin’ny andron’i Zakaria, izay nampianatra azy hatahotra an’ilay tena Andriamanitra.+ Koa nataon’i Jehovah nahomby izy+ tamin’ny andro nitadiavany an’Andriamanitra.
29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao ianao any, dia hahita azy+ tokoa, satria hitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+
5 Dia niezaka nitady+ an’Andriamanitra foana izy tamin’ny andron’i Zakaria, izay nampianatra azy hatahotra an’ilay tena Andriamanitra.+ Koa nataon’i Jehovah nahomby izy+ tamin’ny andro nitadiavany an’Andriamanitra.