Levitikosy 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sady mba hampianarana ny zanak’Israely+ ny fitsipika rehetra nolazain’i Jehovah tamin’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.” Nehemia 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanazava ny lalàna tamin’ny vahoaka ireo Levita,+ dia i Jesoa sy Bany sy Serebia+ sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada+ sy Hanana ary Pelaia.+ Ary ny vahoaka nijoro teo amin’izay nisy azy.+
11 sady mba hampianarana ny zanak’Israely+ ny fitsipika rehetra nolazain’i Jehovah tamin’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.”
7 Ary nanazava ny lalàna tamin’ny vahoaka ireo Levita,+ dia i Jesoa sy Bany sy Serebia+ sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada+ sy Hanana ary Pelaia.+ Ary ny vahoaka nijoro teo amin’izay nisy azy.+