2 Tantara 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ankoatra an’izay nentin’ny mpivaro-mandeha sy ny mpandraharaha.+ Nitondra volafotsy sy volamena ho an’i Solomona koa, ny mpanjaka rehetran’ny Arabo+ sy ireo governoran’ilay tany.
14 ankoatra an’izay nentin’ny mpivaro-mandeha sy ny mpandraharaha.+ Nitondra volafotsy sy volamena ho an’i Solomona koa, ny mpanjaka rehetran’ny Arabo+ sy ireo governoran’ilay tany.