1 Mpanjaka 16:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Omry, ka nalevina tao Samaria. Ary i Ahaba+ zanany no nanjaka nandimby azy. 1 Mpanjaka 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nanao tsato-kazo masina+ koa izy. Koa nanao zavatra maro hampahatezitra+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely izay talohany. 1 Mpanjaka 21:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy nisy mihitsy olona sahala amin’i Ahaba,+ izay tsy nanan-tsaina afa-tsy ny hanao izay ratsy teo imason’i Jehovah noho ny fampirisihan’i+ Jezebela+ vadiny. 2 Mpanjaka 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely izy,+ dia tahaka ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba,+ satria ny zanakavavin’i Ahaba no vadiny.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy. 2 Korintianina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+
28 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Omry, ka nalevina tao Samaria. Ary i Ahaba+ zanany no nanjaka nandimby azy.
33 Ary nanao tsato-kazo masina+ koa izy. Koa nanao zavatra maro hampahatezitra+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely izay talohany.
25 Tsy nisy mihitsy olona sahala amin’i Ahaba,+ izay tsy nanan-tsaina afa-tsy ny hanao izay ratsy teo imason’i Jehovah noho ny fampirisihan’i+ Jezebela+ vadiny.
18 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely izy,+ dia tahaka ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba,+ satria ny zanakavavin’i Ahaba no vadiny.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy.
14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+