Nehemia 7:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 Ary ireto avy no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adona ary Imera,+ nefa tsy afaka nilaza hoe avy amin’ny Israely ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy sy ny fiaviany:
61 Ary ireto avy no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adona ary Imera,+ nefa tsy afaka nilaza hoe avy amin’ny Israely ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy sy ny fiaviany: