1 Tantara 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nasain’ilay anjelin’i Jehovah nilaza tamin’i Davida i Gada+ mba hiakatra ka hanangana alitara ho an’i Jehovah eo amin’ny famoloan’i Ornana Jebosita.+
18 Nasain’ilay anjelin’i Jehovah nilaza tamin’i Davida i Gada+ mba hiakatra ka hanangana alitara ho an’i Jehovah eo amin’ny famoloan’i Ornana Jebosita.+