Eksodosy 29:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Fanatitra dorana atolotra tsy tapaka+ izany, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, ka atao eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana eo anatrehan’i Jehovah, dia eo amin’izay hisehoako aminareo sy hitenenako aminao.+ Nomery 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no fanatitra atao anaty afo hatolotrareo ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely roa tsy misy kilema izay herintaona avy, ho fanatitra dorana atolotra isan’andro.+
42 Fanatitra dorana atolotra tsy tapaka+ izany, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, ka atao eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana eo anatrehan’i Jehovah, dia eo amin’izay hisehoako aminareo sy hitenenako aminao.+
3 “Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no fanatitra atao anaty afo hatolotrareo ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely roa tsy misy kilema izay herintaona avy, ho fanatitra dorana atolotra isan’andro.+