1 Tantara 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ny zanakalahin’i Pedaia dia i Zerobabela+ sy Simey. Ary ny zanakalahin’i Zerobabela dia i Mesolama sy Hanania, ary i Selomita no anabavin’izy ireo. Ezra 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia ireo niara-tonga tamin’i Zerobabela+ sy Jesoa+ sy Nehemia sy Seraia+ sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ireto avy ny isan’ny lehilahy teo amin’ny vahoakan’Israely:
19 Ary ny zanakalahin’i Pedaia dia i Zerobabela+ sy Simey. Ary ny zanakalahin’i Zerobabela dia i Mesolama sy Hanania, ary i Selomita no anabavin’izy ireo.
2 dia ireo niara-tonga tamin’i Zerobabela+ sy Jesoa+ sy Nehemia sy Seraia+ sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ireto avy ny isan’ny lehilahy teo amin’ny vahoakan’Israely: