FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 16:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Misaora an’i Jehovah fa tsara izy,+

      Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+

  • 2 Tantara 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hitan’ny zanak’Israely rehetra ilay afo nilatsaka sy ny voninahitr’i Jehovah teo amin’ilay trano, ka avy hatrany izy ireo dia niondrika+ tamin’ny tany sy niankohoka+ teo amin’ilay tokotany vato sady nisaotra an’i Jehovah, “fa tsara+ izy, fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.”+

  • Salamo 73:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 73 Tsara fanahy amin’ny Israely tokoa Andriamanitra, eny, tsara fanahy amin’ny madio fo.+

  • Salamo 135:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Miderà an’i Jah, fa tsara i Jehovah.+

      Manaova hira fiderana ho an’ny anarany, fa mahafinaritra izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara