Zakaria 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nasehony ahy i Josoa+ mpisoronabe izay nijoro teo anatrehan’ilay anjelin’i Jehovah, sy i Satana+ izay nijoro teo ankavanany mba hanohitra+ azy.
3 Ary nasehony ahy i Josoa+ mpisoronabe izay nijoro teo anatrehan’ilay anjelin’i Jehovah, sy i Satana+ izay nijoro teo ankavanany mba hanohitra+ azy.